Bokin'i Jeremia
Toko faha-31
33 Fa izao no fanekena hataoko amin'ny taranak'Israely, rahefa afaka izany andro izany, - teny marin'ny Tompo: Hataoko ao anatiny ny lalàko, dia sady hosoratako ao am-pony; ka ho Andriamanitr'izy ireo aho, ary izy ireo ho oloko.34 Tsy hisy olona hampianatra ny namany intsony, na olona hampianatra ny rahalahiny, hanao hoe: Mahalalà an'ny Tompo! Fa hahalala ahy avokoa izy rehetra, - teny marin'ny Tompo. Satria tsy hotsarovako intsony ny fahotany.