Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Jeremia

Jeremia toko 31, 35

       <35Izao no lazain'ny Tompo,
izay manome ny masoandro hanazava amin'ny antoandro;
sy mametra lalàna harahan'ny volana aman-kintana hanazava amin'ny alina;
mampanonja ny ranomasina, ka mirohondrohona ny onjany;
- Iavehn'ny tafika no anarany: - >