Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Jeremia

Jeremia toko 38, 11
<11Ary naka ireo olona ireo hiaraka aminy Abdemeleka, dia niditra tao amin'ny tranon'ny mpanjaka ao ambanin'ny trano firaketana. Naka lamba tonta amam-boro-kitsay tao izy, ka nalefany tamin'ny tady izany ho ao amin'i Jeremia ao an-davaka. >