Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Jeremia

Jeremia toko 38, 2
<2Izao no lazain'ny Tompo: Izay hitoetra amin'ity tanàna ity, ho fatin'ny sabatra sy ny mosary ary ny pesta; fa izay hivoaka hanatona ny Kaldeana kosa, ho velon'aina sy hahazo ny aina ho babony, ka ho velona. >