Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Bokin'i Jeremia

Jeremia toko 38, 4

       <4Dia hoy ny lehibe tamin'ny mpanjaka: Aoka hovonoina io lehilahy io! Fa mampiraviravy tànana ny lehilahy mpiady sisa eto an-tanàna mbamin'ny vahoaka rehetra izy, amin'ny fanaovana teny toy izany aminy. Fa tsy mba mitady izay hahasoa ity vahoaka ity io lehilahy io, fa izay hampidi-doza aminy ihany. >