Epistola Voalohan'i Md. Joany

Toko faha-3

2 Ry malala, zanak'Andriamanitra isika ankehitriny, nefa mbola tsy naseho izay ho tena toetrantsika; fa amin'ny andro hampisehoana izany, dia fantatsika fa hanahaka azy isika, satria hahita azy araka ny tena toetrany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1466