Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Joany toko 10. 10
10 Ny mpangalatra no tonga mba hangalatra sy hamono ary handringana, fa izaho no avy kosa dia mba hananan'ny ondry fiainana, sady hananany azy be dia be.