Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Joany toko 10, 27-30,
<27Ny ondriko mihaino ny feoko, izaho mahalala azy, ary izy manaraka ahy; 28omeko ny fiainana mandrakizay izy ka tsy ho very na oviana na oviana, ary tsy hisy haharombaka azy eo an-tànako. 29Izay nomen'ny Raiko ahy dia lehibe noho izao rehetra izao, ka tsy misy maharombaka eo an-tànan'ny Ray. 30Izaho sy ny Ray dia iray ihany. >