Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Joany
Joany toko 13. 34-35
34 Didy vaovao no omeko anareo, dia izao: Mifankativa ary aoka ho toy ny nitiavako anareo no hifankatiavanareo.
35 Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro hianareo, raha mifankatia.