Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-14

22 Ary Jodasy, tsy ilay Iskariota, nanao taminy hoe: Ahoana, Tompoko, no itiavanao haneho ny tenanao aminay ihany, fa tsy amin'izao tontolo izao koa?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0759