Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-14

27 Fiadanana no avelako aminareo, fiadanako no omeko anareo, tsy mba tahaka ny fanomen'izao tontolo izao no omeko anareo. Aoka tsy hitebiteby na hatahotra ny fonareo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0834