Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Joany toko 15, 26-27,16
<16Tsy hianareo no nifidy ahy, fa izaho no nifidy anareo, ka nanendry anareo mba handehananareo, sy hahavokaranareo, ary haharetan'ny vokatrareo, sy hanomezan'ny Raiko anareo izay rehetra angatahinareo amin'ny anarako. 26Rahefa tonga ny Mpanafaka alahelo izay hirahiko aminareo avy amin'ny Ray, na ny Fanahin'ny fahamarinana izay avy amin'ny Ray, dia izy no hanambara ahy. 27Ary hianareo koa hanambara, satria teo amiko hatramin'ny voalohany hianareo. >