Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-20

22 Rahefa nilaza izany izy, dia nitsoka ka nanao tamin'izy ireo hoe: Raiso ny Fanahy Masina: 23 ny fahotana izay havelanareo dia ho voavela, ary izay hotananareo dia ho voatana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0186