Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-6

26 Dia namaly Jesoa ka nanao taminy hoe: Lazaiko marina dia marina aminareo: Hianareo no mitady ahy dia tsy noho ny nahitanareo fahagagana, fa noho ny nihinananareo ny mofo ka voky.

27 Miasà hianareo, tsy mba hahazo ny hanina mety ho levona, fa ny hanina maharitra ho amin'ny fiainana mandrakizay, dia izay homen'ny Zanak'olona anareo; fa izy no nasian'Andriamanitra Ray tombo-kase.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744