Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany

Toko faha-6

35 Dia hoy Jesoa taminy: Izaho no mofon'aina; izay manatona ahy tsy mba ho noana intsony, ary izay mino ahy tsy hangetaheta mandrakizay.

36 Fa efa voalazako taminareo, fa nahita ahy hianareo, nefa tsy mino. 37 Izay rehetra omen'ny Ray ahy no hanatona ahy, ary izay manatona ahy dia tsy horoahiko any ivelany,

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0127