Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Joany
Joany toko 8, 12
<12Ary niteny tamin'ny olona indray Jesoa, ka nanao hoe: Izaho no fahazavan'izao tontolo izao: izay manaraka ahy tsy mandeha amin'ny maizina, fa hanana ny fahazavan'ny fiainana. >