Bokin'i Joely
Toko voalohany
2 Mihainoa an'izao hianareo anti-panahy; mitongilana sofina hianareo rehetra monina amin'ny tany! Mba efa nisy toy izao va tamin'ny andronareo, na tamin'ny andron'ny razanareo?13 MietrĂ , mitolokoa, hianareo mpisorona; midradradradrĂ hianareo mpanao ny fanompoana momba ny otely! Avia hiari-tory mitafy lasaka, hianareo mpandraharahan'Andriamanitro, fa ny fanatitra amam-panatitra araraka dia voatana lavitra ny tranon'Andriamanitrareo.
14 Miantsoa fifadian-kanina; mamoria fiangonana; vorio ny loholona, izay rehetra monina amin'ny tany, ao an-tranon'ny Tompo Andriamanitrareo,
15 ka mitarainĂ amin'ny Tompo hoe: Indrisy, ity andro ity! Fa efa antomotra ny andron'ny Tompo! Tamy toy ny fandravana avy amin'ny Tsitoha!