Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Kolosiana

Kolosiana toko 1, 16
<16tao aminy no nahariana ny zavatra rehetra any an-danitra sy ety an-tany, dia ny hita sy ny tsy hita, na fiandrianana, na fiamboniana, na fanapahana, na fahefana; taminy sy ho azy no nahariana ny zavatra. >