Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Kolosiana

Kolosiana toko 1, 20
<20ary tamin'ny alàlany no tiany hampihavanana ny zavatra rehetra aminy indray, rahefa nampihavaniny tamin'ny rany teo amin'ny hazo fijaliana, dia tamin'ny tenany, na ny ety an-tany na ny any an-danitra. >