Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Kolosiana

Kolosiana toko 1, 23
<23raha tàhiny hianareo maharitra sy miorim-paka mafy amin'ny finoana, ary tsy azo tsoahana hiala amin'ny fanantenana avy amin'ny Evanjely, izay efa renareo sy notorìna taminareo ary nanendrena ahy, Paoly, ho mpandraharaha. >