Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Kolosiana

Kolosiana toko 1. 24

       24 Ary ankehitriny dia mifaly amin'ny fiaretako fahoriana ho anareo aho, fa mameno ao amin'ny nofoko izay tsy ampy amin'ny fahorian'ny Kristy ho an'ny tenany, dia ny Eglizy;