Epistolan'i Md. Paoly Ho An'ny Kolosiana

Toko faha-3

16 Hitoetra be dia be ao anatinareo anie ny tenin'ny Kristy, ka hifampianatra sy hifananatra amin'ny fahendrena rehetra hianareo; ary hoentin'ny fahasoavana hihira ho an'Andriamanitra ao am-ponareo, amin'ny salamo aman-kira fiderana, mbamin'ny tonon-kira masina.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1716