Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana

Toko faha-10

11 Nozoin'izany rehetra izany izy ireny mba ho anatry ny sasany; ary nosoratana izany mba ho fananarana antsika tratr'izao andro farany izao. 31 Koa na mihinana na misotro hianareo, na inona na inona ataonareo, dia ataovy ho voninahitr'Andriamanitra izany rehetra izany.

32 Aza manao izay hanafintohina ny Jody, na ny jentily, na ny Eglizin'Andriamanitra, 33 fa toy ny ataoko, dia manao izay hahafaly ny olona rehetra amin'ny zavatra rehetra aho, ka tsy mitady ny ho an'ny tenako, fa ny ho an'ny be sy ny maro, mba ho voavonjy izy rehetra.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0353