Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana

Toko faha-12

13 Fa Fanahy iray ihany no nanaovana batemy antsika rehetra, mba ho vatana iray ihany isika, na Jody na jentily, na andevo na olom-potsy; ary Fanahy iray ihany no nampisotroana antsika rehetra. 31 Fa ny fanomezana ambony indrindra no irio mafy, dia izao làlana tsara indrindra hatoroko anareo izao.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2416