Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana

1 Korintiana toko 7, 29-31,

       <29Izao no hevitro, ry rahalahy: fohy ny andro, ka amin'izao sisa izao aoka ny manam-bady ho toy ny tsy manana; 30ny mitomany ho toy ny tsy mitomany; ny mifaly ho toy ny tsy mifaly; ny mividy ho toy ny tsy manana; 31ny manararaotra izao tontolo izao ho toy ny tsy manararaotra; fa mandalo ny endrik'izao tontolo izao >