Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Epistola Faharoan'i Md. Paoly Ho An'ny Koritiana

2 Korintiana toko 3, 15-18,4

       <4Ary Andriamanitra ihany no anananay izao fahasahianay izao, amin'ny alalan'ny Kristy. 15Mandraka ankehitriny, isaky ny vakina ny tenin'i Moizy, dia toa misy sarona manarona ny fon'izy ireo; 16fa rahefa mitodika ny Tompo kosa izy, dia hoesorina ny sarona. 17Ary tsy iza izany fanahy izany fa ny Tompo; ary izay itoeran'ny fanahin'ny Tompo no misy ny fahafahana. 18Koa isika rehetra dia tsy mba voasaron-tava, fa mibanjina ny voninahitry ny Tompo toy ny amin'ny fitaratra; sady ovain'izy Tompo izay fanahy, handray izany endrika izany sy hitombo fahazavana lalandava. >