Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana
Korintiana I toko 13. 12
12 Ankehitriny mizaha ao amin'ny fitaratra isika, ka tsy mahita mazava; fa rahatrizay, hifanatrika; ankehitriny, tapany no fantatro; fa rahatrizay, hahalala tsara toy ny nahafantarana ahy aho.