Baiboly Katolika Malagasy
boxlefttop
Fanoroam-pejy
Fandraisana
Momba ny takelaka
Mpandrindra
Baiboly
Hamaky baiboly
Ny boky rehetra
Karoka
Fampiasana ny takelaka
Fifampizarana
Logos
Webmasters
boxleft
Boky rehetra
>
Korintiana I
>
Toko 9
Epistola Voalohan'i Md. Paoly Ho An'ny Korintiana
Korintiana I toko 9. 16
16
Raha mitory ny Evanjely aho, dia tsy mba izany no voninahitro, fa adidy tsy maintsy efaiko izany, ka loza ho ahy raha tsy mitory ny Evanjely aho.