Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Levitika

Levitika toko 12, 2-4
<2Mitenena amin'ny zanak'Israely ataovy hoe: ny vehivavy miteraka, raha tera-dahy, dia haloto hafitoana, haloto tahaka ny amin'ny andro aharariany amin'ny fadim-bolany izy. 3Amin'ny andro fahavalo ny zaza hoforana; 4fa izy mbola haharitra telo amby telo-polo andro amin'ny ra hidiovany, ka tsy hikasika zava-masina, na ho any amin'ny fitoerana masina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany. >