Levitika
Toko faha-13
14
Amin'ny andro hahitana nofo mihena velona aminy anefa dia haloto izy;
15
ka rahefa hitan'ny mpisorona ny nofony mihena velona, dia holazainy hoe maloto izy, fa maloto ny nofo mihena velona, dia habokàna izany.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.024