Levitika

Toko faha-14

13 Eo amin'ny toerana famonoana ny sorona noho ny ota, sy ny sorona dorana, no hamonoany ny zanak'ondry, dia eo amin'ny fitoerana masina; fa amin'ny sorona fanonerana, dia an'ny mpisorona, toy ny amin'ny sorona noho ny ota, ny zavatra atao sorona: zava-masina dia masina izany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3742