Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Levitika

Levitika toko 19, 1-2
Lalàna samihafa momba ny fitondran-tena.

       1Ary Iaveh niteny tamin'i Moizy nanao hoe: 2Mitenena amin'ny fiangonan'Israely rehetra, lazao aminy hoe:
Aoka ho masina hianareo, satria masina aho, Iaveh Andriamanitrareo. >