Levitika

Toko faha-19

1 Ary Iaveh niteny tamin'i Moizy nanao hoe:

2 Mitenena amin'ny fiangonan'Israely rehetra, lazao aminy hoe: Aoka ho masina hianareo, satria masina aho, Iaveh Andriamanitrareo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.028