Levitika

Toko faha-23

22 Rahefa mijinja ny vokatrareo hianareo any amin'ny taninareo, aza dia jinjaina hatrany an-tsisiny indrindra ny sahanareo, ary aza dia fakoina amin'ny vokatrao ny hotsimponin'ny hafa, fa avelao izany ho an'ny mahantra sy ny vahiny. Izaho no Iaveh Andriamanitrareo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0763