Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-11

32 Hiara-mitsangana amin'ity taranaka ity ny olona tany Niniva amin'ny andro fitsarana ka hanameloka azy, satria nibebaka tamin'ny toritenin'i Jonasa izy ireny, nefa indro misy mihoatra noho Jonasa eto.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0254