Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Lioka toko 11, 27-28,

       <27Raha nilaza izany izy, dia nisy vehivavy anankiray niantso teo afovoan'ny vahoaka ka nanao taminy hoe: Sambatra ny kibo izay nitondra anao sy ny nono izay ninonoanao! 28Fa vao mainka sambatra aza, hoy Jesoa, izay mihaino ny tenin'Andriamanitra ka mitandrina azy. >