Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Lioka toko 12. 15
15 Ary hoy izy tamin'ny olona: Tandremo tsara sao azon'ny fahihirana hianareo, fa ny ain'ny olona tsy miankina amin'ny habetsahan'izay ananany.