Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Lioka toko 16. 16,31
16 Ny Lalàna sy ny Mpaminany no niroso hatramin'i Joany, fa hatramin'i Joany kosa dia ny fanjakan'Andriamanitra no torina, ka samy mikezaka hiditra ao ny olona. 31 Fa hoy Abrahama taminy: Raha tsy mihaino an'i Moizy sy ny Mpaminany izy, dia tsy hino na dia misy mitsangana amin'ny maty aza.