Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Lioka toko 18. 1
Ilay mpitondratena nanao lemozy tamin'ny mpitsara - Ny Farisiana sy ny poblikàna - Ny zazakely - Ilay mpanan-karena tsy nanaraka an'i Jeso - Ny nilazan'i Jeso ny fijaliany - Ilay jamba tao Jerikao.

       1 Ary nanao fanoharana tamin'izy ireo koa izy, momba ny tsy maintsy ivavahana lalandava sy amim-paharetana.