Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Lioka toko 5, 17

       <17Indray andro raha nampianatra izy, dia nipetraka manodidina azy teo koa ny Farisiana sy ny mpampiana-dalàna sasany avy tamin'ny tanàna rehetra tany Galilea sy Jodea mbamin'i Jerosalema, ary tao aminy hanasitranany ny marary ny herin'ny Tompo. >