Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Lioka toko 7, 12
<12Rahefa mby teo akaikin'ny vavahadin'ny tanàna izy, dia indro nisy fatin'ny zazalahy anankiray nentina halevina, zanak'olona lahy tokana sady mpitondratena indray reniny, ka vahoaka be avy ao an-tanàna no nanaraka azy. >