Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Lioka

Toko faha-8

19 Ary tonga hankao amin'i Jesoa ny reniny sy ny rahalahiny, fa tsy afa-nihaona taminy noho ny habetsahan'ny vahoaka,

20 ka nisy nilaza taminy hoe: Ao alatrano ny reninao sy ny rahalahinao te-hihaona aminao. 21 Dia novaliany hoe: Ny reniko sy ny rahalahiko, dia izay mihaino sy mankatò ny tenin'Andriamanitra.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.042