Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka

Toko voalohany

12 Dia nentin'ny Fanahy ho any an'efitra niaraka tamin'izay izy, 13 ka nitoetra tany efa-polo andro dia nalain'i Satana fanahy sy niara-nitoetra tamin'ny bibidia, ary ny anjely nanompo azy. 14 Ary rahefa natao an-tranomaizina Joany, dia nankany Galilea Jesoa nitory ny Evanjelin'ny fanjakan'Andriamanitra

15 ka nanao hoe: Tonga ny fotoana, ary efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha hianareo ary minoa ny Evanjely.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0494