Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka

Marka toko 10, 1
Tsy azo ravana ny fanambadiana - Jesoa sy ny zazakely - Ilay zatovo nanan-karena - Ny nilazan'i Jesoa fanintelony ny hijaliany - Ny fangatahan'ny zanak'i Zebede - Bartime, jamba tao Jerikao.

       1Nony niala teo izy dia tonga tany amin'ny sisin-tanin'i Jodea, an-dafin'i Jordany; ary nivory teo aminy indray ny vahoaka, ka nampianariny indray araka ny fanaony. >