Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka

Toko faha-12

43 Dia nantsoin'i Jesoa ny mpianany ka nilazany hoe: Lazaiko marina aminareo fa io mpitondratena mahantra io no nandatsaka indrindra tamin'izay rehetra nandatsaka tao amin'ny fandatsahan-drakitra;

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0179