Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Marka

Toko faha-6

5 Ary tsy nahazo nanao fahagagana akory izy teo, fa marary vitsivitsy monja no nositraniny tamin'ny fametrahan-tànana, 6 ary gaga izy noho ny tsy finoan'ireo. Dia nitety ny vohitra manodidina sy nampianatra izy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1074