Evanjely Masin'i Jeso-kristy Nosoratan'i Md. Matio
Matio toko 10. 42
42 ary na iza na iza hanome rano mangatsiaka na dia eran'ny kapoaka monja aza hosotroin'ny anankiray amin'ireo madinika indrindra ireo, noho izy mpianatro, dia lazaiko marina aminareo fa tsy ho very valisoa izy.