Eto ianao : Fandraisana> Baiboly

Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Matio toko 11, 1
Ny nanirahan'i Joany olona ho any amin'i Jesoa - Ny nideràn'i Jesoa an'i Joany - Faniniana ny tsy mibebaka.

       1Ary rahefa tapitra ny fampianarana nomen'i Jesoa an'ireo mpianany roa ambin'ny folo lahy ireo, dia niala tao izy, ka nandeha nampianatra sy nitory teny tamin'ny tanàna manodidina rehetra. >