Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-11

25 Tamin'izany andro izany, dia hoy indray Jesoa: Misaotra anao aho, Raiko, Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa nanafina izany zavatra izany tamin'ny hendry sy be saina hianao, ary nanambara azy tamin'ny tso-po kosa.

26 Eny, misaotra aho, Raiko, fa izany no sitra-ponao. 27 Efa nomen'ny Raiko ahy ny zavatra rehetra, ary tsy misy mahalala ny Ray afa-tsy ny zanaka sy izay tian'ny Zanaka hanehoana azy.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0774