Evanjely Masin'i Jesoa-kristy Nosoratan'i Md. Matio

Toko faha-11

28 Mankanesa atý amiko hianareo rehetra izay mitondra fahoriana sy mavesatra entana, fa hanamaivana anareo aho. 29 Ento ny jiogako, ary mianara amiko, fa malemy fanahy sy manetry tena ao am-po aho, dia hahita fiadanana ho an'ny fanahinareo hianareo; 30 fa mora entina ny jiogako, ary maivana ny entako.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1219